|
|
|
|

Entry1  tsy tia mololo
Elementary words  2  tsy, 3  tia, 4  mololo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ilazana ny efa voafitaka mafy ka tsy tia hiherika intsony [1.1]

Updated on 2025/09/12